• Alarobia 09 Novambra 2016
Actualités.Andranonahoatra Itaosy Nirehitra ny abatoara sy ny toeram-pivarotan-kazo

Fotoana tena mampahazo vahana ny hain-trano izao vanim-potoanan’ny hafanana izao. Voakasik’izany ny teny Andranonahoatra Itaosy izay nitrangana hain-trano goavana ny alatsinainy nifoha omaly talata tokony ho tamin’ny 12 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra Ny 40 %-n’ny mponina ihany no mandoa hetra ara-dalàna

Tena malaina mandoa hetra ny mponin’Antananarivo Renivohitra amin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2016
Actualités.Fivarotana sy fifohana rongony Tambajotra iray indray no sarona

Anisan’ny tena mampitaraina fatratra ny maro ny fisian’ny olona mivarotra sy mifoka rongony eny amin’iny faritra Ambohimangakely, Ambohimanarina, Ankadindramamy, Marais Masay,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Fitrandrahana safira any Bemainty Gaboraraka tanteraka

Ankoatra ny fitsaram-bahoaka etsy sy eroa dia mirongatra koa ny fitrandrahana harena ankibon’ny tany tsy ara-dalàna eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Zarazarao hanjakana foana ve ?

Mitana ny sain’ny olona maro maneran-tany ny zava-misy any Etazonia amin’izao fotoana izao. Hotanterahina anio ny fifidianana filoham-pirenena izay tsy misy afa tsy kandida roa dia ny repoblikanina sy ny demokraty.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Fitsaram-bahoaka mirongatra Misy ambadika politika ?

Matetika ny minisi-panjakana, Narson Rafidimanana sy ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
FTT