- Sabotsy 19 Novambra 2016
Actualités.Kaomisera eoropeanina Neven Mimica Ho avy eto hamonjy ny Frankôfônia 2016
Andro sisa isaina dia raikitra ny fihaonana an-tampony faha-16 an’ny Frankôfônia. Tsy ho raharahan’ireo firenena mampiasa amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay ihany anefa io fa eo ihany koa ireo vondrona iraisam-pirenena sy mpiara-miombona antoka samihafa.
Hamaky ny tohiny