- Alarobia 23 Novambra 2016
Actualités.Frankofonia - CCI Ivato Lesoka ny fikirakiram-baovao
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitohy hatrany ny ezaky ny banky BNI Madagascar. Hanolo-tanana ireo mpandraharaha tsy ankanavaka eto amintsika indray izy ireo mba hiarovana ireto farany tsy ho matiantoka
Hamaky ny tohinyMifanome tanana hitandroana ny fandriampahalemana eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny Faritra Analamanga sy ny prefektiora ary ny polisim-pirenena.
Hamaky ny tohinyAraka ny tatitra azo teo anivona sampandraharaha iray misahana ny fanarenana ireo zaza nania ho ao anaty fiarahamonina indray dia kamboty avokoa ny 70%-n’ireo zatovo tsy ampy taona 115 voafonja ao Antanimora.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fananganana ny vovonana “Firaisankina ho Fampandrosoana ny Tanindrazana” na ny FFT
Hamaky ny tohinyNotanana am-ponja vonjimaika ny ben’ny tanànan’Andranovondronina teo aloha sy ny PDS-n’ny kaominina ambanivohitra Ambondrona teo aloha izay samy ao amin’ny faritr’i DIANA taorian’ny fanadihadiana nataon’ny vaomiera misahana ny kolikoly na ny Bianco tao an-toerana.
Hamaky ny tohiny