• Alakamisy 24 Novambra 2016
Actualités.FANOMEZANA FARAN’NY TAONA “Mercedes sprinter” no hatolotry ny Airtel

Iray volana mahery kely sisa dia higadona ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2016
Actualités.IST AMPASAMPITO Hiara-kiasa amina onivesite Kanadiana

Hiara-kiasa hanampy ireo tanora mpianatra Malagasy vao misondrotra ny oniveriste iray any Kanada ny Institut Supérieur de la technologie etsy Ampasampito.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Novambra 2016
Actualités.Fihaonamben'ny mpanao gazety any Antsirabe Tohanan'ny orinasa STAR

Hifarana anio ao Antsirabe rehefa naharitra andro vitsivitsy ilay fihaonamben’ny mpanao gazety miteny frantsay andiany faha-45 tanterahina eto amintsika. Fahombiazana ny fihaonana tamin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2016
Actualités.Fitantanana ny Omda Tsy hita noanoa ny fatiantoka

Tontosa soa aman-tsara omaly tetsy amin’ny foibeny etsy Faravohitra ny famerenana amin’ny toerany ny talen’ny ofisy malagasin’ny zon’ny mpamorona (OMDA), Haja Ranjarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2016
Actualités.Hetsika mandritra ny frankofonia Raikitra ny an’ny mpanao gazety…

Efa ho enim-bolana izao ny olan’ny mpano gazety sy ny mpitondra manoloana ny amboletra nataon’ny fanjakana ka nampandaniana ny lalàna mifehy ny serasera tamin’ny fomba tsy dia ara-dalàna loatra.

Hamaky ny tohiny
FTT