- Alarobia 30 Novambra 2016
Actualités.Ambatondrazaka sy ny manodidina Olana ny ady tany
Tany amin’ny kaominina ambanivohitr’Ambatomainty tany indray no niavian’ity fitarainana ity.
Hamaky ny tohinyTany amin’ny kaominina ambanivohitr’Ambatomainty tany indray no niavian’ity fitarainana ity.
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny harivan’ny sabotsy 3 desambra ho avy izao indray etsy amin’ny Carlton Anosy manomboka amin’ny 7 ora ilay hetsika Mada Festival Sakafo hiarahan’ny sefo Pon Elian mpahandro sakafo etsy amin’ny Carlton sy sefo Mariette Andrianjaka.
Hamaky ny tohinyEfa tafakatra 387 tapitrisa ireo olona diabetika manerana izao tontolo izao ny taona 2014 ary mety hiakatra hatrany amin’ny 592 tapitrisa amin’ny taona 2035.
Hamaky ny tohinyVavahadin’i Menabe eo amin’ny resaka fizahantany ny “Allée des baobabs”. Ny taona 2007 no nitsiry ny hevitra hanaovana faritra arovana ny “Allée des baobabs”, niainga avy tamin’ny fanirian’ny Faritra Menabe mba hitandrovana ireo reniala maro ao.
Hamaky ny tohinyNimasoan’ny mpitondra ny fandrindrana ny tanàn-dehibe nialoha sy nandritra ny frankofonia, ary nilamindamina ny renivohitra tao anatin’izay fotoana izay.
Hamaky ny tohinyMipoitra tsikelikely ny marina momba ny fanatanterahana ny fivoriana an-tampon’ny frankofonia.
Hamaky ny tohiny