• Alarobia 30 Novambra 2016
Actualités.Kabarin’ny praiminisitra Kanadianina Fambara apokaliptika, hoy i Mailhol

Efa voambara ao amin’ny bokin’ny apokalipsy ny kabary toy ireny nataon’ny praiminisitra kanadianina Justin Trudeau tamin’ny frankofonia ireny, hoy ny pasitera Mailhol teny Isotry omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2016
Actualités.Mpandraharaha Malagasy Mila tosika manokana

Hotanterahina any Paris Frantsa manomboka rahampitso alakamisy 1 desambra ary hifarana ny zoma 2desambra izao ny fikaonan-dohan’ny mpitondra Malagasy amin’ireo mpamatsy vola.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2016
Actualités.Ra mandriaka tany Tsiroanomandidy Olona 23 matin’ny dahalo, omby 400 najifa

Tsy vaovao amin’ny rehetra intsony ny fahenoana asan-dahalo sy fanafihan-jiolahy etsy sy eroa, saingy tsy mba mahataitra ny fitondram-panjakana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2016
Actualités.Ambatondrazaka Nanomboka halina ny « couvre-feu »

Tsy azo ivezivezena ao Ambatondrazaka eo anelanelan’ny amin’ny 10 ora alina, ka hatramin’ny 4ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2016
Actualités.Tanànan’Antananarivo Ho ambohipihaonan’ireo Ben’ny tanàna aty amin’ny Oseanina Indianina

Handray ny fivoriamben’ireo Ben’ny tanànan’ny tanàn-dehibe aty amin’ny ranomasimbe indianina ny tanànan’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Novambra 2016
Actualités.BNI Madagascar Miala any indray ny “Pack Tanora”

Taorian’ireo mpiasam-panjakana sy ny ankizy madinika dia hanampy manokana ireo tanora manerana ny Nosy indray ny banky BNI Madagascar, indrindra fa ireo latsaky ny 25 taona.

Hamaky ny tohiny
FTT