• Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.Volabe 6,4 miliara dolara Hampandrosoana ny firenena tokoa ve ?

Nifarana omaly ny fikaonan-dohan’ny mpitondra Malagasy sy ny mpamatsy vola nandritra ny roa andro tany Paris, renivohitra Frantsay.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.Rufin Rakotomaharo Voatendry ho Talen’ny seraseran’ny CUA

Notendrena ho talen’ny serasera ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) tamin’ity herinandro ity ny mpanao gazety, Rufin Rakotomaharo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.FAMINDRANA LOVA MAIMAIMPOANA Mitombo isa ny olona voasarika aminy

Nitombo avo roa heny ireo olona tonga nanatona ny sampandraharaha sahaniny mahakasika ilay famindrana lova maimaimpoana karakarain’ny fitondram-panjakana, araka ny fanazavan’Andriamatoa Hasimpirenena, tale jeneralin’ny fananantany, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.Kolikolin’ny eny amin’ny fitsarana Tarazon'ny afera eny amin'ny oniversite

Vao miditra taona voalohany eny amin’ny anjerimanontolo dia efa malaza ny kolikoly sy ny serasera ara-bola, ka tsy mahagaga raha voasokajy ho lohalaharana amin’ny fanaovana kolikoly ny mpitsara eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.ANALOGH Hanangana trano 400 manomboka amin’ny 2017

Trano fonenana miisa 400 indray no kasain’ny ANALOGH ( Agence National d’Appuie au LOGement et Habitat) hatsangana manomboka amin’ny taona 2017 ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.Mpiasan’ny CNFPPSH Manana fahasembanana ny 70%

Mahavita ny asa ampandraiketana azy avokoa ireo mpiara-miasa amiko izay manana fahasembanana ny 70%, hoy ,

Hamaky ny tohiny
FTT