• Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.Mitango vola sady mampihorohoro Tra-tehaka ireo « inspektera CUA » sandoka

Saron'ny tompon'andraikitra ao amin’ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, teo am-panatanterahana asa fisolokiana efa mahazatra azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités."Chambre" fanaovana firaisana Mandeha be ny tsena

Anisan’ny toerana iray be mpitsidika tato ho ato, indrindra fa ho an’ireo mpifankatia miafina ny efitrano eny amin’ireny hotely fandraisam-bahiny ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.FELANA RAVELOARISON Namoaka ny boky “mpandrary fitia”

Namoaka ny boky “mpandrary fitia “indray i Felana Raveloarison, mpanoratra malaza tsy zoviana amintsika intsony, mpikambana mavitrika eo anivon’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy ( FIMPIMA).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.Fikambanana Tittel Nahazo tohana avy amin’ny Airtel

Betsaka ireo fikambanana te hanohana sy handray an-tanana ireo olona manana fahasembanana eto amintsika, indrindra fa ny ankizy saingy ny hoenti-manana no tsy ampy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.Fanatsarana ny fitateram-bahoaka Mila tolo-bidy iraisam-pirenena

Avy amin’ny hetra avokoa ny 40% amin’ny vidin-tsolika, ka tokony hahena io hetra io satria miankina amin’io vidin-tsolika io avokoa ny vidin-javatra eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Desambra 2016
Actualités.Oniversite tsy miankina Maro no tsy manara-penitra

Tsy mbola voafehy ny fampanaraham-penitra ny tontolon’ny fampianarana ambony tsy miankina eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT