- Sabotsy 10 Desambra 2016
Actualités.Fahalasanan-dRandrenja Afaka mamangy eny amin’ny tranompokonolona ny rehetra
Betsaka ireo olona te-hahita farany ny nofo mangatsiakan-dRandrenja sy te hitsapa alahelo ireo fianakaviany.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona te-hahita farany ny nofo mangatsiakan-dRandrenja sy te hitsapa alahelo ireo fianakaviany.
Hamaky ny tohinyff Zary fomba fiteny sy fomba firesaka ny hoe fiandrianam-pirenena eto amintsika. Tsy misy ary tsy hisy mihitsy izany raha ny zava-misy ankehitriny no mitohy.
Hamaky ny tohinyNy minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ny minisiteran’ny fambolena sy fiompiana no tsy mahay mifandamina dia ny tanora mpianatra no sahirana.
Hamaky ny tohinyTafiditra ao anatin’ny vaninandro fety isika mianakavy izao.
Hamaky ny tohinyTaorian’i Fianarantsoa dia ny tanànan’i Toliara indray no handray ny fankalazana ny faha-40 taonan’ny antoko AREMA.
Hamaky ny tohinyNodimandry omaly alakamisy 8 desambra hariva ilay kintan’ny sarimihetsika Malagasy Gerard Razafindrakoto, fantatry ny rehetra tamin’ny anarana Randrenja, tao amin’ilay sarimihetsika mitohy “ malok’ila”.
Hamaky ny tohiny