- Talata 13 Desambra 2016
Actualités.ASSOCIATION MADAGASCAR SAVE Manohitra ny fanavakavahana ireo voan’ny SIDA
Betsaka ny olana sedrain’ireo olona mitondra ny otrikaretina VIH SIDA ankehitriny eny anivon’ny fiarahamonina eny.
Hamaky ny tohinyBetsaka ny olana sedrain’ireo olona mitondra ny otrikaretina VIH SIDA ankehitriny eny anivon’ny fiarahamonina eny.
Hamaky ny tohinyTsy maharesy lahatra ny mponina mihitsy ny fanazavana sesilany momba ireny fametrahana pylone na andry vy goavam-be ho an’ny fifandraisan-davitra ireny.
Hamaky ny tohinyIzay tsikera tsy mahazo ny filoha amerikanina vaovao, Donald Trump, amin’izao fotoana izao no manenina. Ankoatry ny laza ho mivatambatam-piteny sy fihetsika izay efa nahafantarana azy fony mbola tsy kandida akory, nisy aza moa ny tsikera nandeha fa boto-fiaina mihitsy ity tompon’ny trano fotsy vaovao ity dia mitombo indray amin’izao fotoana izao ny vesatra hanenjehan’ny ankolafy isan-karazany ity filoha ity.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny fomba iray hahafahana mamantatra ny toe-pahasalaman’ny olona iray ny fitarafana ny taova any anaty, amin’ny alalan’ny « échographie » ohatra.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny hetsika « Tanteraka ny nofiko », karakarain’ny orinasam-pifandraisana Airtel entina hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa amin’izao ankatoky ny Krismasy sy ny fetin’ny faran’ny taona izao.
Hamaky ny tohinyNotanterahina teny amin’ny Minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ady amin’ny kolikoly omaly
Hamaky ny tohiny