- Alarobia 14 Desambra 2016
Actualités.Faha-100 taonan'ny Lions Club Notokanana omaly ny tsangambato etsy Anosy
Fotoan-dehibe ho an’ny fikambanana Lions Club eto amintsika ity herinandro ity.
Hamaky ny tohinyFotoan-dehibe ho an’ny fikambanana Lions Club eto amintsika ity herinandro ity.
Hamaky ny tohinyHifanome tanana hanampy ireo zanaky ny sahirana ara-pivelomana eto amintsika ny Unicef sy ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar ao anatin’ilay fandaharan’asa “Ndao hianatra”.
Hamaky ny tohinyMponina miisa 320.000 ao anatina distrika miisa 5 any amin’ny faritra atsimo lasibatry ny tsy fanjariana ara-tsakafo no kendrena hahazo ny vatsin’ankohonana indray ato ho ato, raha ny fanazavana azo avy eo anivon’ny minisiteran’ny mponina taorian’ny tany Faratsiho ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo very hevitra amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina rehefa naharitra roa andro ilay androm-pirenena ho
Hamaky ny tohinyHo hentitra ny fanaraha-maso amin’ireo sakafo amidy eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fety izao, raha ny fanazavana azo avy eo anivon’ny ASCQDA
Hamaky ny tohiny