- Alatsinainy 19 Desambra 2016
Actualités.Asa sosialy Tafajoro ny “ho maitso ny tontolo”
Mijoro ao Antsirabe ankehitriny ny fikambanana “Ho Maitso ny Tontolo”, fikambanana mpanao asa soa sy hiaro ny tontolo iainana.
Hamaky ny tohinyMijoro ao Antsirabe ankehitriny ny fikambanana “Ho Maitso ny Tontolo”, fikambanana mpanao asa soa sy hiaro ny tontolo iainana.
Hamaky ny tohiny120 isa ireo zokiolona voan’ny aretina Alzheimer tato anatin’ny enim-bolana teto an-drenivohitra. Nentin’ny fianakaviany nanatona ny “Association Madagascar Alzheimer Masoandro Mody”
Hamaky ny tohinyZazavavy vao 12 taona monja no hita faty teny amin’ny ranon’Ikopa ny 8 desambra lasa teo. Rehefa natao ny fanadihadiana dia naolan’ny dadatoany no nahafaty ity zazavavy kely ity.
Hamaky ny tohinyAnio izany, raha tsy misy ny fiovana no ho sokafana amin’ny fomba ofisialy ny fizarana voalohany ny vatsin’ankohonana ho an’ny faritra Androy sy Anosy.
Hamaky ny tohiny«Tsy azo ekena intsony manomboka androany (omaly zoma) ny delestazy eto amin’ny firenena, indrindra ny fahatapahan’ny jiro maharitra eto Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyFotoana fanararaotan’ireo olona mpivarotra entana lany daty ny ankatoky ny fety tahaka izao. Saika mirona amin’ny fividianana azy ireny avokoa mantsy ny ankamaroan’ny mponina, indrindra fa ireo moramora vidy hahafahana manao fety sambatra toy ny rehetra.
Hamaky ny tohiny