• Talata 20 Desambra 2016
Actualités.Fanomezana faran’ny taonan’ny Airtel 8 no nitsikian’ny vintana

Olona valo indray nanomboka ny 15 desambra lasa teo no nahazo ny anjara lokany avy amin’ny Airtel ho an’ilay hetsika tanteraho ny nofinofinao andiany fahefatra tetsy Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2016
Actualités.Mpahay informatika sy zaitra Miisa 177 mianadahy hiditra amin’ny tsenan’ny asa

Tontosa ny sabotsy 17 desambra tao amin’ny trano fanaovam-petin’ny Madvision Andohanatady-Fianarantsoa ny famoahana mpiofana miisa 177 andiany faha-45 « FIVOY » nahavita ny fiofanana momba ny informatika sy zaitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2016
Actualités.Fanadiovana faobe eny amin’ny fokontany Lasa bizin’ireo tompon’andraikitra

Raikitra ny fikomian’ireo mponina sasany teny amin’ny fokontanin’Ambohitrakely ny sabotsy teo nandritry ny fanadiovana faobe nasaina nataon’ireo mponina teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2016
Actualités.“Piratage informatique” nataon’i Rosia Hamaly faty i Etazonia ?

Nampangain’ny filoha Amerikanina Barack Obama ho tao ambadiky ny fanakorontanana ny voka-pifidianana farany teo tany Etazonia ny filoha Rosianina Vladimir Poutine. Efa noresahako an’i Vladimir Poutine io

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2016
Actualités.Zotra 152 Nivaky ho roa

Nivaky ho roa ny zotra 152 Miarana mampitohy an’Amboditsiry sy Tanjombato. Efa ho tapa-bolana izao no nitrangan’izany vokatry ny tsy fifankahazoana nisy teo amin’ny mpitantana ny kaoperativa sy ireo tompona fiara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2016
Actualités.Fanampiana ho an’ny mpitatitra Betsaka ireo tsy mbola nahazo

Mitaraina noho ny fitarazoan’ny fanampiana omen’ny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety amin’ny alalan’ny minisitera miadidy azy ny ankamaroan’ireo kaoperativa eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT