• Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.FUN QUIZZ 22 Norombahin-Ratsimbanirina Nivomalala ny fiara

Notanterahina omaly zoma 23 desambra teny Ankorondrano ny fanolorana ilay loka goavana tamin’ilay lalao Fun quizz 22 nokarakarain’ny Airtel.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Actualités.Mpivarotra tsy ara-dalàna Hakarina fitsarana izay tratra

Hitohy ny fanalana mpivarotra tsy manara-dalàna eto Antananarivo Renivohitra, saingy hiova paikady ny kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Actualités.Kaominina Alasora Olona sahirana 2.000 notolorana fanomezana

Kaominina iray anisan’ny mijery akaiky ny maha olona ny kaominina Alasora tantanan’ny Ben’ny tanàna Marc Ramiarinjatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Actualités.Kaoperativa Mirindra 163-194 Miha matihanina

Miroso eo amin’ny sehatry ny maha matihanina hatrany ny kaoperativa Mirindra amin’ny asa fitateram-bahoaka sahaniny eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2016
Actualités.Mpamatsy vola Te hiara-kiasa amin’ny firenena mandroso, hoy i Paul Rabary

Anisan’ny manana anjara amin’ilay famatsiam-bola 6 miliara dolara avy any amin’ny mpamatsy vola isika, hoy ny minisitry ny fanabeazana fototra, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2016
Actualités.Andekaleka ritra Roa taona lasa no efa fantatra

Mifototra amin’ny fampiasana fitaovana termika ny ¾ ny loharanom-pamokarana herinaratra eto Madagasikara. Lany amin’ny fividianana gazoala avokoa noho izany ny 75%-n’ny tohana ara-bola 300 miliara ariary isan-taona avy amin’ny fanjakana foibe.

Hamaky ny tohiny
FTT