• Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.GROUPE DES JEUNES MALGACHES SOLIDAIRES Hizara vatomamy ho an'ny ankizy sahirana

Hanangona vatomamy, sôkôla ary bisikoitra hozaraina amin’ireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra ny « Groupe des jeunes Malganches solidaires ».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Paul Rabary Mila ovaina ny rafi-panabeazana

Nanazava ny minisitry ny fampianarana Paul Rabary fa ilaina ny miroso amin’ilay rafi-panabeazana vaovao dia ny famitana izany ao anatin’ny 3 taona in-telo miantaona na 9 taona

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Hopitaly CHU-JRA Nahazo fotodrafitrasa vaovao indray

Nohavaozina tanteraka ny sampandraharaha fandidiana momba ny kibo ho an’ny ankizy madinika etsy amin’ny hôpitaly CHU-JRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.“La Voix d’Or” Iza no hihazo ny Disneyland-Parisy ?

Anisan’ny hanamarika ny fankalazana ny Noely amin’ity 2016 ity ny famaranana amin’ilay fifaninanan-kira “La Voix d’Or” karakarain’ny Televiziona VIVA.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.GROUPE DES JEUNES MALGACHES SOLIDAIRES Hizara vatomamy ho an'ny ankizy sahirana

Hanangona vatomamy, sôkôla ary bisikoitra hozaraina amin’ireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra ny « Groupe des jeunes Malganches solidaires ».

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Desambra 2016
Actualités.Amboanjobe-Bongatsara Ritra hatramin’ny rano anaty vovo

Manahirana ny fahazoana rano amin’ny kartie maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
FTT