• Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Toetr’andro Hanomboka hisesy ny rotsak’orana

Hirotsaka ny orana mandritry ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao ho an’ny eto an-drenivohitra, raha ny tomban’ny Foibe mpamantatra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Asaramanitra eny Iavoloha Hotambazana 10% ny mpiasam-panjakana ?

Hotanterahina eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha amin’ny zoma 6 janoary 2017 ny Asaramanitra, lanonana fifampiarahaban’ny Andrim-panjakana noho ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Minisiteran’ny fiarovam-pirenena Hamboly hazo faramparany

Mbola hamboly hazo faramparany eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika eny ry zareo avy eo anivon’ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena, etsy Ampahibe, ny 29 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Rozette Lucienne Im-pito niteraka, kambana ny roa

Harena tokoa ny zaza ho an’i Soavindrazana Rozette Lucienne, vehivavy 40 taona, mponina avy any Ambohimalaza,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2016
Actualités.Faly Ramakavelo Tokony hanavotra antsika io volamena io

Mahagaga, hoy ny mpahay toekarena, Faly Ramakavelo, fa tsy tafiditra tao anatin’ny resaka mikasika antsika tao anatin’ny fihaonan’ny mpamatsy vola tany Parisy ny Sinoa kanefa ry zareo mpamatsy goavana indrindra eto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2016
Actualités.Tsenan’ny solika 2016 Niaka-bidy matetika ny Gazoala

Nahitana fiakarany matetika ny vidin’ny gazoala sy ny solitany tamin’ity taona 2016 ity, raha ny tatitra voaray avy eo anivon’ny Ofisim-pirenena misahana ny akoranafo na ny OMH etsy Behoririka.

Hamaky ny tohiny
FTT