Actualités

Minisiteran’ny fiarovam-pirenena Hamboly hazo faramparany


  • Alarobia 28 Desambra 2016

Mbola hamboly hazo faramparany eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika eny ry zareo avy eo anivon’ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena, etsy Ampahibe, ny 29 desambra izao.


Io no azo lazaina fa hetsika faramparan’izy ireo amin’ity taona 2016 ity izay tafiditra ao anatin’ny fandraisan’anjarany amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray moa dia teny filamatr’izy ireo ny hoe : “Mamboly hazo, miaro tontolo iainana”. Amin’io fotoana io ihany koa no iandrasana izay hanambaran’ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rasolofonirina Béni Xavier, mikasika ny tombana izay vitan’izy ireo mikasika izay tontolon’ny fandriampahalemana ho an’ity taona 2016 hivalona ity.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT