• Alakamisy 29 Desambra 2016
Actualités.Vahaolana amin’ny fahatapahan-jiro Andrasana ny fanapahan-kevitra

Maro ny safidy efa natolotra ny orinasa Jirama ho famahana ny olana mikasika ny fahatapahan’ny rano matetika, indrindra ny fahatapahan-jiro lavareny niha mafy tamin’ity taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2016
Actualités.SOS Village d’Enfant - Toamasina Mitohy ny tolo-tanana ataon’ny Rema Tiop Top

Tsy nanadino ireo zaza kamboty tezaina eo anivon’ny ivontoerana “SOS Village d’Enfant” Mangarano Toamasina ny Rema Tiop Top Tanandava Tsararivotra, notarihin’ny tale Anthony Knott ka nanolotra fanomezana nahafahan’izy ireo nilanonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2016
Actualités.Vondrona ANEFFA Nankasitraka ireo mpampianatra zokiolona

Tsy nanadino ireo mpampianatra zokiolona miisa 40 mpikambana ao aminy ny vondrona Aneffa tarihin’ny filohany Randrianasolo Lova amin’izao ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Toetr’andro Hanomboka hisesy ny rotsak’orana

Hirotsaka ny orana mandritry ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao ho an’ny eto an-drenivohitra, raha ny tomban’ny Foibe mpamantatra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Asaramanitra eny Iavoloha Hotambazana 10% ny mpiasam-panjakana ?

Hotanterahina eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha amin’ny zoma 6 janoary 2017 ny Asaramanitra, lanonana fifampiarahaban’ny Andrim-panjakana noho ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Minisiteran’ny fiarovam-pirenena Hamboly hazo faramparany

Mbola hamboly hazo faramparany eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika eny ry zareo avy eo anivon’ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena, etsy Ampahibe, ny 29 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT