• Zoma 30 Desambra 2016
Actualités.Mifarana ny taona Mibosesika ny mpisora-panambadiana

Farany vao menafify ! Tomefy olona teo amin’ny biraon’ny Boriborintany faha-IV Anosy omaly alakamisy farany amin’ity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2016
Actualités.« Bord de la mer » - Mahajanga Fampiasana zaza tsy ampy taona amin’ny endriny vaovao

Zava-baovao eo amin’ny « Bord de la mer » nanomboka ny fialantsasatra lehibe teo ny fahitana ireo ankizy tsy ampy taona manosika fiara kilalao mitatitra ankizy toa azy ireo ihany manamorona ny sisin-dranomasina ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra Hiezaka ny tsy hanala mpiasa

Miatrika fivoriana ara-potoana ny filankevitra Monisipaly mandinika ny vinavinan-tetibola taona 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2016
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nanahirana tamin'ny 2016

Ankoatra ny adihevitra maro nandresen-dahatra ny antenimiera roa tonta sy ny teo anivon'ny firenena mikambana ary ny masoivoho amerikanina momba ilay sata mifehy ny fifandraisana na ny “code de la communication”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2016
Actualités.Sefo Fokontany Nisitraka tambinkarama 3 volana

“Aleo misy toy izay handry fotsy !”. Izay no nambaran’ireo sefo fokontany raha avy nandray ny tambin-karamany tao amin’ny biraon’ny Faritra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Desambra 2016
Actualités.“Carte Grise biométrique” Amin’ny 31 martsa 2017 no fe-potoana farany

Na dia nisy aza ny fanemorana ho amin’ny 31 martsa 2017 ny daty farany fahazoana manolo ny taratasy fahazoan-dalana mitondra fiarakodia mahazatra ho lasa « Permis de conduire Biometrique », dia mbola filaharambe hatrany no hita eny Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
FTT