• Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Lozam-piarakodia – RN 7 5 indray no namoy ny ainy

Fiara telo be izao no nifandona tany amin’ny lalampirenena faha 7 teo Ilempona omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Taona vaovao 2017 Tokony haompan’ny fitondrana amin’ny fampandrosoana

Tokony haompan’ny fitondrana amin’ny resaka fampandrosoana tanteraka ity taona vaovao 2017 ity, hoy ny depiote Raherisoa Vololona voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-6 eto Iarivo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Cité Haras Toamasina Trano 50 may kila, olona 300 tsy manan-kialofana

Nitrangana haintrano indray tao amin’ny Cité Haras bazary may Toamasina ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo tokony tamin’ny 11ora sy sasany ; fantatra fa labozia tao amin’ny efitranona tovolahy iray mamo no niaingan’ny afo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Ocean Dream Mitondra mpizahantany 1350 ao Tolagnaro

Tonga ao Tolagnaro ny sambo goavambe Ocean Dream izay mitondra mpizahantany 1350 raha toa ka 388 olona kosa no mandrafitra ny ekipazy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Nandritra ny fety Olona 7 namono tena, 15 toran’ny toaka

Olona telo no namoy ny ainy tetsy amin’ny hôpitaly HJRA nandritra ny fety.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Fanomezana nandritra ny fety Olona folo indray no nitsikian’ny vintana

Olona miisa folo indray no notoloran’ny Airtel fanomezana ny faran’ny taona teo tao anatin’ilay hetsika tanteraka ny nofiko nanomezan’izy ireo loka ho an’ireo tsara vintana.

Hamaky ny tohiny
FTT