• Zoma 06 Janoary 2017
Actualités.Isotry sy Ampefiloha Tratra i Dore mpanendaka ikoizana

Tratra ihany i Dore, lehilahy 26 taona mpanendaka sy mpanao sinto-mahery efa za-draharaha eny amin’iny faritra Isotry sy Ampefiloha iny rehefa nikelezan’ireo polisy avy ao amin’ny poste de police Ampefiloha aina .

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2017
Actualités.Fitaterana eto an-drenivohitra Napetrapetraky ny fanjakana ny UCTU

Vaky barara ny filohan’ny vondron’ny mpitatitra eto an-drenivohitra Andriambinintsolomora Bernardin omaly fa napetrapetraky ny fitondram-panjakana izy ireo tamin’ilay fanampiana nampanantenaina azy mintentina 12 miliara ariary, antony tsy nampiakaran’izy ireo ny saran-dalàna ho 500 Ar nanomboka ny 04 Oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2017
Actualités.Minisiteran’ny fanabeazana Hanaramaso akaiky mpampianatra matoatoa

Hiompana amin’ny fitsirihana manokana irony antsoina hoe mpiasa matoatoa irony ny tetikasan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena amin’ity taona ity, raha ny fanazavan’ny minisitra Paul Rabary, tetsy amin’ny biraony tetsy Ampefiloha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2017
Actualités.Kaominina Ivato Tsy tanànan’ny pesta intsony

Nahatsiaro manokana ireo zokiolona sy fianakaviana sahirana ara-pivelomana omaly ny fiadidiana ny kaominina ambanivohitra Ivato tarihan’ny ben’ny tanàna Randrianarisoa Penjy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2017
Actualités.Lozam-pifampivoizana etsy sy eroa Ny toe-tsain’ny mpamily mihitsy no mila miova

Nifanesisesy sahady tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana na dia vao miandoha aza ny taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2017
Actualités.Air Madagascar Hahazo ATR roa indray

Hiroso amin’ny fanofana fiaramanidina roa vaovao dia ATR 72-500 sy ATR 72- 212 ny Air Madagasikara ary efa nanaiky ny hamoahan’ny minisiteran’ny vola ny antoka momba izany ny filankevitry ny governemanta notanterahana omaly teny Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
FTT