• Zoma 13 Janoary 2017
Actualités.FARITRA ANALANJIROFO Tata-drano miisa 18 lehibe no hamboarina

Tongotra mby an-dakana ny fampandrosoana ho an’ny Faritra Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2017
Actualités.Marohoho Tsimbazaza Tapa-doha ilay mpivarokena

Ankoatra ny tsindron’antsy dia mbola mahazo vahana eto amintsika ihany koa amin’izao fotoana izao ny fanapahan-doha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2017
Actualités.SALON DE L’ETUDIANT Ahitana ny torohevitra maro ho an'ireo mpianatra

Ny lalam-piofanana paramed sy ny fitantanana ary ny management no mbola tena mahasarika ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2017
Actualités.Zandarimariam-pirenena Manomboka misavorovoro

Tsy milamina intsony ny mpitandro ny filaminana eto amintsika. Saika ho isan’andro ny fifamonoana etsy sy eroa, toy ny niseho tany Anjozorobe ny herinandro lasa teo, izay nahafatesana zandary iray voalaza ho mpiambina ny jeneraly iray malaza tamin’ny andron’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2017
Actualités.Fanambaram-pananana 2017 Nisantatra azy ireo mpikamban’ny CENI

Nanao rodobe teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana nanao fanambaram-pananana ho an’ity taona 2017, omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2017
Actualités.Taksibe Antananarivo Tsy hiakatra ny sarandalana

Tsy hampakatra ny sarandalana aloha ato ho ato ny Fivondronamben’ny kaoperativa mpitatitra eto Iarivo (UCTU), fa mbola miandry ny fampanantenana nataon’ny fanjakana ny amin’ny hanomezana fanampiana 12 miliara Ariary ny mpitatitra,

Hamaky ny tohiny
FTT