- Talata 17 Janoary 2017
Actualités.LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray
Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatin’ny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.
Hamaky ny tohinyTafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatin’ny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.
Hamaky ny tohinyNitangoronan’ny olona teo amin’ny manodidina ny biraon’ny zandary Vangaindrano omaly, nitaky ny hamoahana hampiharana fitsaram-bahoaka ireo olona voarohirohy tamina famonoana tovovavy iray, 19 taona, mpianatra amina sekoly tsy miankina iray ao an-toerana.
Hamaky ny tohinyMitaky amin’ny fitondrana ankehitriny hametraka ny fitantanana Teokrasia eto Madagasikara , amin’izay ny FIZAMA na na FIkambanana ZAnaka Malagasy.
Hamaky ny tohinyMitotongana tanteraka ny orinasa Jirama amin’izao fotoana izao, hany ka tsy mandeha amin’ny laoniny intsony ny fampiodinana ity orinasam-panjakana ity.
Hamaky ny tohinyMiharitra hatrany ny ranon’Ikopa taorian’ny tsy nisian’ny ranon’orana intsony.
Hamaky ny tohinyNy zoma teo no notontosaina tetsy amin’ny Live Hotel etsy Andavamamba ny fihaonambe voalohan’ireo manamboninahitry ny polisim-pirenena mivondrona ao anatin’ilay antsoina hoe
Hamaky ny tohiny