- Alatsinainy 23 Janoary 2017
Actualités.Olana ara-tokantrano Notifiriny ny vadiny, namono tena izy avy eo
Efa tena henjana loatra ve ny fiainana sa ny olona mihitsy no mafana ra ka tsy maintsy mamono rehefa misy ny zavatra tsy itovian-kevitra ? Mpandraharahan’ny fonja iray tokony ho 39 taona no nitifi-tena rehefa avy nitifitra ny vadiny tao Betafo ny alin’ny zoma 20 janoary lasa teo.
Hamaky ny tohiny
