• Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.Maud Vuyelwa Dlomo Sarotra ny Fampihavanam-pirenena

Teboka nisongadina teo amin’ny fiaraha-miasan’i Afrika Atsimo sy Madagasikara hatramin’ny taona 2016 ny fankalazana ny fifandraisana ara-tantara sy ny fanomezana fanampiana,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.HOAVIN’NY FIZAHANTANY Miankina amin’ny fiarovana an-dranomasina

Somary maka aina kely ny sehatry ny fizahantany Malagasy ankehitriny. Indrisy mantsy fa tsy toy ny taloha intsony ny fankafizan’ireo mpizahatany vahiny ny ranomasimbe Indiana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.HERINANDRON’NY KOLONTSAINA KAMERONEY Nahasarika ny maro ny resaka sakafo

Lanonana goavambe no nentina namaranana ny herinandron’ny kolontsaina kameroney andiany faha-17 notanterahina teny amin’ny Pic Vert Ambatobe, andro vitsy lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.SYNDICAT GENERAL MARITIME DE MADAGASCAR Nampidirina am-ponja vonjimaika ny SG lefitra

Raha teo am-piandrasana fatratra ny vokatr’ilay fitoriana nataony mikasika ilay fanodinkodinam-bola nisy teo anivon’ny Sygmma ( Syndicat general Maritime de Madagascar) ireo birao mpikambana ao anatin’izany nanomboka ny volana desambra lasa teo dia zavatra hafa mihitsy no nitranga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2017
Actualités.Fanalam-baraka anaty facebook Tezitra ny zandarimariam-pirenena

Taitra ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenena ary manomboka masiaka manoloana ny endrika tsy fanarahan-dalàna miseho any anaty tambajotram-pifandraisana ara-tsosialy amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2017
Actualités.Sinoa sy ny Karana Gaboraraka ny fidirany eto Madagasikara

Efa tena tsy voafehy intsony ny fidiran’ny teratany vahiny eto Madagasikara. Nanaitra ny rehetra, indrindra fa ny tompon’andraikitra mahefa eto amin’ny firenena tamin’ny alalan’ny fandefasana hafatra tao anatin’ny tambajotra ara-tsosialy fesiboky ny mpandraharaha Ny Rado Rafalimanana omaly 23 janoary.

Hamaky ny tohiny
FTT