• Alarobia 01 Febroary 2017
Actualités.Vahoaka Malagasy Mila tezaina hifantoka amin’ny foto-tsakafo hafa

Nivoaka tamin’ny fahanginana indray omaly Rabenitsara Lita, filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa RNDC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Febroary 2017
Actualités.TSENA ETSY ANOSIBE Hananganana "pavillon" vaovao miisa 40

Vinavinaina hampiditra vola hatrany amin’ny 1 miliara Ar any ho any ny tsenan’Anosibe amin’ity taona vaovao 2017 ity raha toa ka vita soa aman-tsara avokoa ny asa fanatsarana sy fanavaozana kasain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra tanterahina ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2017
Actualités.Ny Malagasy maty Rajao lasa any andafy

Mampametra-panontaniana ny zava-misy manoloana ireo voina isan-karazany mahazo ny Malagasy hoe mbola mihevitra ny tenany ho raiamandreny sy filohan’ny Malagasy ihany ve i Hery Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2017
Actualités.Tanora mitady asa Manodidina ny 300.000 isan-taona

Mbola mitoetra ho olana goavana eto amin’ny firenentsika ny tsy fananan’asa, hoy ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra iray avy eo anivon’ny minisiteran’ny asa sy ny fampiofanana ara-tekinika, raha nanazava ny mikasika ny tetikasan’ny minisitera momba izany tetsy amin’ny Shoprite Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2017
Actualités.JCI ILON’IARIVO Dylan Ramanoara no filoha vaovao

Nahazo filoha vaovao ny fikambanana JCI Ilon’Iarivo. Ramatoakely Dylan Ramanoara indray, tanora vao herotrerony, no voafidy hitantana ny fikambanana taorian-dRamatoakely Gaelle Pless, filoha teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Janoary 2017
Actualités.Mpanjifan’ny Telma Efa afaka mampiasa «internet»

Efa niainga tany Cape Town ny alahady folakandro hihazo an’i Toliara ilay sambo CS Leon Thevenin hanamboatra ny fahatapahan’ny tariby mafonja misahana ny tambajotra mampitohy ny fifandraisan-davitra “internet” ho an’ny orinasa Telma,

Hamaky ny tohiny
FTT