• Alatsinainy 13 Febroary 2017
Actualités.Fitsaram-bahoaka Miantso fitoniana ny minisitry ny polisy

Miantso ny fahatsiarovantenan’ny polisy am-perinasa ny minisitry ny filaminana anatiny ny controleur Générale Anandra Norbert raha nandray fitenenana nandritra ny famoahana ireo mpianatra ho polisy tao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2017
Actualités.Fikambanana Lions Club sy Soroptimist Nanatanteraka fitiliana maimaimpoana …

Mitombo isa hatrany ireo tanora lasibatry ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2017
Actualités.Saran-dalana nihazo an’i Vontovorona Tafakatra 1500 Ar ny sabotsy teo

Nisedra olana tanteraka ireo mponina nandeha namonjy raharaha sy namonjy fodiana tany amin’iny kaominina Fenoarivo sy Alakamisy Fenoarivo iny ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Febroary 2017
Actualités.Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nikoropaka ny fitondrana

Afa-baraka tanteraka ny fitondrana HVM izay nilokaloka fatratra taorian'ny raharaha singapour fa tsy hisy boaderozy mivoaka an-tsokosoko intsony eto saingy io mipoitra io indray.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Febroary 2017
Actualités.Ekipa « fair play » Hampihavana amin’ny alalan’ny fanatanjahantena

Hampivondrona ny malagasy amin’ny alalan’ny baolina kitra izay mpanjakan’ny fanatanjahantena, hoy ry zareo avy eo anivon’ny ekipa “fair play”,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Febroary 2017
Actualités.Fanambaram-pananana Zandary miisa 169 nanao ny azy tao Mahajanga

Tonga nanatitra ny taratasy fanambaram-pananana teny amin’ ny biraon’ ny sampandraharaha mahaleotena miady amin’ ny kolokoly na Bianco Mahajanga ireo zandary ny marainan’ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT