• Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Journee de l’emploi et de la formation Hanomezana asa manodidina ny 1.500

Mbola betsaka ireo tanora tsy an’asa eto amintsika, eny fa na dia ireo efa nahavita fianarana aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Actualités.FISOLOKIANA SY FISANDOHANA Nandray fepaetra ny foibem-pitondran’ny hetra

Betsaka ireo olona lasibatr’ireo mpisandoka sy mpisoloky mitonona ho mpiasan’ny hetra tato ho ato teto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Actualités.Tetezan’i Kamoro RN4 Ho tapaka isa-maraina amin’ny 08ora-12ora

Hamboarina ny tetezan’i Kamoro any amin’ny lalam-pirenena faha-4 mampitohy an’Antananarivo-Maevatanàna-Mahajanga, eo amin’ny PK 406+400 manomboka anio

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Actualités.Tetikasa vehivavy mizaka tena Ny 8 martsa no hivaly

Ao anatin’ny fitsarana ireo tetikasa miisa 578 voarainy ao anatin’ilay fifaninanana tetikasa vehivavy mizaka tena amin’izao fotoana izao ireo tompon’andraikitra avy eo anivon’ny minisiteran’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2017
Actualités.Tarika Mahaleo Voarakitra anaty boky 100 takila ny tantarany

Mankalaza ny faha-45 taona niorenany ny tarika Mahaleo, tarika iray anisan’ny fanta-daza eto Madagasikara sy any ivelany noho izy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Febroary 2017
Actualités.Fampiasam-bolan’ny vahiny Fehezin’ny Aziatika ny 57,5%

Ny firenena Aziatika no nitana ny 57,5%-n'ny fampiasam-bola vahiny mivantana teto amintsika ho an'ny taona 2016, ka lohalaharana tamin'izany ny firenena sinoa izay nitana ny 29%, araka ny tatitra nataon'ny Economic Board of Madagascar (EDBM).

Hamaky ny tohiny
FTT