Actualités

Tetikasa vehivavy mizaka tena Ny 8 martsa no hivaly


  • Alarobia 15 Febroary 2017

Ao anatin’ny fitsarana ireo tetikasa miisa 578 voarainy ao anatin’ilay fifaninanana tetikasa vehivavy mizaka tena amin’izao fotoana izao ireo tompon’andraikitra avy eo anivon’ny minisiteran’ny mponina.

 Ny 8 febroary teo moa no farany fandraisana ireo tetikasa ary ny 6 martsa no hofantenana farany ireo telo voalohany isam-paritra mialoha ny hifantenana ireo telo voalohany manerana ny nosy, ny 8 martsa izao. 20 tapitrisa ariary moa no loka ho azon’ny voalohany, 10 tapitrisa ny an’ny faharoa ary 2 tapitrisa ny an’ny fahatelo ary eny amin’ny foiben’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fampandrosoana na PNUD no hanaovana ny lanonana.

Mirija  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT