• Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Samuel Christophe -DREN Boeny Nodimandry tampoka

Maloka tanteraka ny lanonam-panamarihana ny andron’ny sekoly tany Mahajanga, renivohitry ny faritra Boeny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.“Vehivavy mizaka tena ara-toekarena” Tetikasa 578 no voaray

Samy manana ny hanitra ho azy, ka nanahirana ny fitsarana ireo tetikasa miisa 578 voaray tamin’ilay fifaninanana tetikasa “vehivavy mizaka tena ara-toekarena”, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny mponina sy ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny fampandrosoana (PNUD) ary ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola (PTF).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Fikambanana Za’Gasy Tsy misy ny vahoaka madinika

Mety ve ny mimenomenona sy manome tsiny ary manakiana fotsiny manoloana ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana izao ? Io no fanontaniana ifotoran’ny fikambanana Za’Gasy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Kolikoly amin’ny fandraisana Mpampianatra Nametra-pialana ny Sefo Cisco Fandriana

Niafara tamin’ny fametraham-pialan’ny fari-piadidiam-pampianarana (Cisco) Fandriana, Andriatsimandravalazasoa Tomboniaina,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.Hira any amin’ny karaoke Tokony hakana alalana

Nandritry ny fifampiarahabana nahatratra ny taona nataon’ny fianakaviamben’ny ofisy misahana ny zon’ny mpamorona na ny OMDA niaraka tamin’ireo artista mpikambana rehetra tetsy amin’ny TVM Anosy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2017
Actualités.TETIBOLAM-PANJAKANA Hatao mazava ho fantatry ny vahoaka

Hatao mazava ho fantatry ny vahoaka eny ifotony manomboka izao ny tetibolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT