• Alatsinainy 20 Febroary 2017
Actualités.Fidangan’ny faktiora Misy hadisoan’ny JIRAMA

Mitaraina ny isan-tokantrano amin’ny fidangan’ny faktioran’ny JIRAMA amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2017
Actualités.“Face à face” tao amin’ny Radio Haja Niboredika ny ben’ny tanànan’Antsirabe

Nahaliana ny mpanara-baovao tao Antsirabe ny adihevitra nivantana tamin’ny haino aman-jery, Radio Haja Antsirabe nifanaovan’ny mpanolotsaina sy ny Ben’ny tanànan’Antsirabe ny harivan’ny zoma 17 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2017
Actualités.Raharaha Jean Nirina HAFARI Nanatsoaka ny fitoriany i Joella

Rahaharaha anisan’ny hitazonana am-ponja an’i Jean Nirina Rafanomezantsoa, filohan’ny Fikambanana HAFARI Malagasy ny resaka fitazonana an-keriny an’i Joella ny 22-23-24 desambra 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2017
Actualités.Ankizy maherin’ny 800.000 Tsizarizary sakafo any atsimo

Kaominina 7 any amin’ny faritra Androy sy Anosy amin’izao fotoana izao no iharan’ny tsy fanjarian-tsakafo, raha ny fanazavana nomen’ny filohan’ny fifanampiana Malagasy, Randrianalison Andrianomentsoa, tetsy amin’ny biraony etsy Ampandrana ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2017
Actualités.Kaominin’i Talatavolonondry Midina mitety fokontany mitaky hetra

Tena nalaina tanteraka tamin’ny fandoavan-ketra ny mponina tao Talatavolonondry nanomboka ny taona 2009 no ho mankaty, raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanàna Rakotondrafaraniaina Martin.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Febroary 2017
Actualités.Foloalindahy Tratran'ny fisolokiana ihany koa

Fanakorontanana ny saim-bahoaka sy miaramila tsotra izao, raha ny fanambaran’ny avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
FTT