• Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Herisetran’ny polisy Efa nandrodana fitondrana

Polisy ! Efa nanao tantara ary mbola mitohy mametraka tantara eto Madagasikara izany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Kaominina Manakara Mipaika ny oran’ny fampandrosoana

Anisan’ny tanàna mafana ara-politika i Manakara ao Vatovavy Fitovinany. Nanaporofo izany ny tranga tamin’ny 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.Jean Nirina - HAFARI Nifamela tamin'ny olona nitory azy

Nifamela tanteraka ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina sy Ramatoa Joella Anthony Ndakana, ilay renim-pianakaviana nitory itsy voalohany momba ny resaka fitazonan’olona an-keriny, ka nampiditra am-ponja azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Febroary 2017
Actualités.WEBHELP MADAGASCAR Nahazo ivon-toerana vaovao

Nahazo ivon-toerana vaovao ny Webhelp Madagascar, orinasa laharana fahatelo any amin’ny firenena Eoropeana, havanana amin’ny fampifandraisana ny olona isan-tsokajiny amin’ny alalan’ireo karazam-pitaovana manaraka ny teknolojia avo lenta toy ny finday.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2017
Actualités.Webhelp Madagascar 3 000 m² ny toeram-piasany eny Andraharo

Fomba fiasa efa tena manana ny maha izy azy sy mandeha tsara eto Madagasikara ny « Outsourcing ».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2017
Actualités.Fampandrosoana an'Antananarivo Manana anjara toerana lehibe ireo fokontany

Nihaona tamin’ireo sefom-pokontany avy amin’ny boriborintany faha-2 sy faha-6 teny amin’ny Lapan’ny tanàna ny tompon’andraikitra vitsivitsy eo anivon’ny kaominina izay notarihin’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT