• Alatsinainy 06 Martsa 2017
Actualités.Rivo-doza « Enawo » Atahorana handravarava

Omaly tamin’ny 03 ora tolakantdro dia tany amin’ny 585 Km Avaratra Atsinanan’Antalaha no nisy ny foiben’ilay rivo-doza nampitondraina ny anarana hoe « Enawo ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Actualités.Fanampiana an’i Befandriana Tonga nisolotena an’i Mahajanga ny depiote Nina

Azo lazaina ho fahombiazana tamin’ny ankapobeny ilay hetsika nokarakaraina tetsy amin’ny kianjan’ny Kanto Mahamasina nentina nanampiana ireo fianakaviana 470 tafo may trano tany amin’ny tanànan’Antsakabary, distrikan’i Befandriana Avaratra

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Actualités.IHARINARIVO AMBOHIDRATRIMO Mitady hangorona tany indray ny Sinoa

Mandeha ny feo ao amin’ny kaominina ambanivohitra Iharinarivo Ambohidratrimo amin’izao fotoana fa misy tany ana hektara maro kasain’ny sinoa alaina ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Martsa 2017
Actualités.Mpianatra ho mpitsara miisa 30 Nampiofanin’ny zandarimariam-pirenena

Nifarana omaly zoma 3 martsa 2017 ny fiofanana fampiharana na « Stage pratique » narahan’ireo mpianatra ho mpitsara miisa 30 mianadahy nampanaovin’ny teo anivon’ny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Martsa 2017
Actualités.Fankalazana ny 8 martsa Manazava ny minisiteran’ny mponina

Antomotra ny fankalazana ny fetin’ny vehivavy izay hankalazaina isaky ny 8 martsa. Ho an’ny eto Madagasikara dia mandray anjara mavitrika amin’izany ny minisiteran’ny mponina, sampandraharaharam-panjakana tarihina vehivavy amin’ny alalan’ny minisitra Onitiana Realy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Martsa 2017
Actualités.Zo sendikaly Havadika ho lalàna amin’izay

Ny taona 1978 no nisian’ny fifanarahana laharana faha-151 eo anivon’ny OIT (Organisation Internationale du Travail) mikasika ireo fifandraisan’ny asa ao anatin’ny asam-panjakana na ny zo sendikaly.

Hamaky ny tohiny
FTT