• Talata 07 Martsa 2017
Actualités.Onitiana Realy « Tsy misy faneriterena ny fetin’ny 8 martsa »

Natomboka omaly ny hetsika fanamarihana sy fankalazana ny andron’ny vehivavy 8 martsa amin’ity taona ity.Nisy ny fampahafantarana teny amin’ny hotely Carlton azy 18 mirahavavy misolotena ny faritra 22 amin’ilay fifaninanana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Actualités.Fiatrehana ny Rivodoza Efa vonona ny BNGRC

Hiditra an-tanety anio talata 7 martsa amin’ny 12 ora antoandro ilay rivodoza Enawo. Eo anelanelan’ny distrikan’Antalaha sy Cap Masoala no hiaingany, hamakivaky eto afovoan-tany rahampitso alarobia 8 martsa sy ny alakamisy 9 martsa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Martsa 2017
Actualités.Minisitry ny fiarovana « Arovy ny vahoaka ! »

Nivoaka tamin’ny fahanginany ary naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny raharaha mikasika ny fitsaram-bahoaka niseho tato ho ato

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Actualités.8 martsa Hatao andro fisaonana ho an’i Besalampy

Noho ny raharaha misy any an-toerana ka mahasaringotra ny zanak’i Besalampy maro izay voatazona any amin’ny fonjan’i Mahajanga ankehitriny dia nanapa-kevitra izay vehivavy any amin’ity distrika ity fa hatao andro fisaonam-pirenena ny ho an’i Besalampy ny andron’ny 8 martsa 2017.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Actualités.Fitsidihana an’i Befandriana Mbola ifanilihan'ny mpitondra ?

Efa nisy vokany ny fanadihadiana natao mikasika ny raharaha Befandriana Avaratra na ny kaominina ambanivohitr’Antsakabary, hoy ny praiminisitra Mahafaly Olivier,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Martsa 2017
Actualités.Fankalazana ny 8 martsa Mifaninana ireo mpanolotsain’i Voahangy R.

Hanamarika ity herinandro vao miandoha ity ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy, izay marihina isan-taona isaky ny 8 martsa. Somebiseby ireo tomponandraiki-panjakana isan-tokony.

Hamaky ny tohiny
FTT