- Zoma 10 Martsa 2017
Actualités.Lalao Ravalomanana
Nijery manokana ireo tra-boina eto Antananarivo ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana omaly, amin’ny maha tompon’andraikitra voalohany azy eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyNijery manokana ireo tra-boina eto Antananarivo ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana omaly, amin’ny maha tompon’andraikitra voalohany azy eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyLohahevitra nanamarihan’ny Fiadidiana ny tanànan’Antananarivo renivohitra ny andron’ny vehivavy ny 8 marsa 2017 teo ny hoe «Vehivavy kristianina, antoky ny fampandrosoana».
Hamaky ny tohinyMitsidika sy mitsirika ny tapany avaratra sy avaratra atsinanan’ny nosy amin’izao fotoana ny solontenan’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana tarihan-dRamatoa Violette Kakyomya ka ahitana ny PAM sy ny UNICEF.
Hamaky ny tohinyNihena tsy toy ny isan-taona ny tondra-drano teny amin’ny fokontanin’Amboditsiry taorian’ny fandalovan’ny rivo-doza « Enowa».
Hamaky ny tohinyNiasa mafy ny sampandraharahan’ny mpamonjy voina etsy Tsaralalana nanomboka afaka omaly alarobia hatramin’ny omaly alakamisy nandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Enawo teto amintsika.
Hamaky ny tohinyNifamahofaho be ny toe-draharaha omaly hoe : andro iasana sa tsia iny andro nidiran’ny rivodoza teto afovoan-tany iny. Nazava ny fanapahan-kevitry ny Minisiteran’ny
Hamaky ny tohiny