- Alatsinainy 13 Martsa 2017
Actualités.Antsirabe In’efatra nihetsika ny tany
Miteraka savorovoro amin’ny sain’ny mponina Antsirabe ny fiverimberenan’ny horohorontany tato ho ato. Anisan’ny niteraka resabe mantsy mety hisian’ny fipoahana volkano taorian’ilay horohorontany mafy dia mafy farany iny, izay tsy maty am-pon’ny maro.
Hamaky ny tohiny
