• Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Sampandraharaham-panjakana miisa 7 Harahin’ny fiarahamonim-pirenena maso akaiky

Hampitovy fomba fiasa manomboka izao ny birao mahaleotena misahana ny kolikoly( Bianco) sy ny hetsiky ny fiarahamonim-pirenena Rohy amin’ny fanaraha-maso ireo tambajotran-kolikoly rehetra any anatin’ireo andrim-panjakana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Fikambanana Za’gasy Hanangona fanitso ho an’ny traboina

Avo ny antso nataon’ny avy eo anivon’ny fikambanana Za’gasy ho an’ireo olom-boafidy eto Antananarivo ny amin’ny tokony hotsidihan’izy ireo izay traboina amin’ny boriborintany hiadidiany avy. Ny filohan’ny fikambanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Ankorondrano -Andramomahery Hanampy ireo olona sahirana ny WMG

Tsy an’asa avokoa ny 90%-n’ireo tanora ao amin’ny fokontany Ankorondrano Andranomahery.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.PERMIS SY CARTE GRISE BIOMETRIKA Nahemotra amin’ny 31 desambra ny fanavaozana azy

Nahemotra amin’ny 31 desambra ho avy izao ny fanavaozana farany ny permis sy ny carte grise hanjary ho biometrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Martsa 2017
Actualités.Famonoana Sinoa mivady teny Ivato Misy mpitandro filaminana tafiditra ?

Nanazava bebe kokoa mikasika ilay famonoana teratany sinoa 2 nitranga teny Ivato ny faran'ny herinandro teo, omaly tetsy Ankadilalana ny solontenan’ireo zandary sy polisy nisambotra ilay sinoa ahiana ho nahavanon-doza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Martsa 2017
Actualités.Asam-panjakana Minisitera 11 amin’ny 37 no nahitam-bokatra

Tsy mitombina ny fomba fijerin’ny Fiadidiana ny Repoblika mandrefy ny dingam-pahombiazana amin’ny isan’ny hetsika fanairana ny mpitondra fanjakana avy amin’ny fiarahamonina sivily, hoy ny sekretera jeneralin’ny CCOC (Collectif des Citoyens et des Organisations Citoyennes),

Hamaky ny tohiny
FTT