• Zoma 24 Martsa 2017
Actualités.KOPIA MARI-PAHATERAHANA Ny 30%-n’ny zaza Malagasy no tsy manana

Ny 30 %-n’ny zaza Malagasy no fantatra amin’izao fotoana izao fa tsy mbola manana kopia mari-pahaterahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Voahangy Rajaonarimampianina Fa lasa aiza indray ?

Tsy tazana teny Antanimbarinandriana nandritra ny fitokanana ilay tranomboky sy ny centre Multimedia omaly Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Gaboraraky ny tafika Tonga teny Tsiadana ilay balafomanga

Loza amin’atambo no nitranga omaly. Nipoaka avy ao amin’ny toby miaramila R3A Betongolo ny balafomanga amin’irony karazany B 32 irony, izay fitifirana fiaramanidina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Raharaha Rehavana Michel Rava maina ny fitsarana omaly

Raha tsiahivina ny tantara, dia voalaza fa resaka fanomezana sazy ny polisy iray voapanga ho nampanofa ny basiny tamina andian-jiolahy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Kolikoly eny amin’ny CIM Ambohidahy Notsikafonin’ny CNIDH

Zava-dehibe hisorohana ny hosoka fanovana ny fahazoan-dalana hamily sy ny taratasin’ny fiara ho biometrika

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Martsa 2017
Actualités.Fiovana anaty taratasim-panjakana Efa tamin’ny janoary, hoy ny prefektiora

Ho fampiharana izay voarakitra ao anatin’ny lalàna 2014-018 sy 020 ary 021 no anton’ny fiovan’ny filaharan-drafitra any anatin’ireo taratasy eny anivon’ny fokontany ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
FTT