- Sabotsy 01 Aprily 2017
Actualités.Zandarimariam-pirenena Hiezaka ny ho filamatra
Hanamarika ny andron’ny zandarimariam-pirenena ny zandary Malagasy rahampitso alahady 2 aprily.
Hamaky ny tohinyHanamarika ny andron’ny zandarimariam-pirenena ny zandary Malagasy rahampitso alahady 2 aprily.
Hamaky ny tohinyMisaona ny kaominina Antananarivo Renivohitra noho ny fahalasanan’ny filohan’ny sedinkan’ny mpiasan’ny kaominina, dokotera Rakotomaharo Tsinjo.
Hamaky ny tohinyNy 60%-n’ny lehilahy no fantatra fa manao herisetra amin’ny vadiny eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyEfa saika hirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena i Ny Rado Rafalimanana ny taona ny 2013, saingy tsy navela noho ny fepetra tsy feno.
Hamaky ny tohinyNotaterin’ny mpiandraiki-draharaha eo anivon’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra, Sarah Zoé, tamin’ireo mpanao gazety tonga tetsy amin’ny lapan’ny tanàna etsy Analakely tamin’ny fomba ofisialy omaly ireo votoatin’ny dian’ny ben’ny tanànan’Antananarivo,
Hamaky ny tohinyMampahonena sy mahamenatra ihany ny nandre fa 100 000 ariary isaky ny 3 volana no noraisin’ireo bekotro maroholatra, akanga sisa nanamborana tamin’ny taona 1947 tany amin’ny faritra Moramanga.
Hamaky ny tohiny