• Alarobia 05 Aprily 2017
Actualités.Mpianatra ho mpitsabo eny Ankatso « Havotsory ny namanay ! »

Taorian’ny fiarahan’izy ireo nirodorodo teny amin’ny fitsarana ny alatsinainy lasa teo, dia nitohy tamin’ny alalan’ny fanaovana fitokonana teny amin’ny Esplanade teny Ambohitsaina indray ny hetsiky ny mpianatra ao amin’ny Sampana Fitsaboana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Actualités.Traboina eny Ambodirano Ampefiloha Malaina handao ny trano lay

Tsy maintsy miala ao anaty trano lay mialoha ny faran’ny volana ho avy izao ireo traboina vokatry ny hain-trano etsy Ampefiloha Ambodirano, raha araka ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Aprily 2017
Actualités.Fanatsarana ny tontolon'ny kabary 10 mianadahy niatrika fiofanana manokana

Mba hahafahana mampitovy ny rafitry ny kabary eto Madagasikara dia mpampianatra mpikabary am-polony maro no niatrika fiofanana manokana ary notolorana ny mari-pahaizana avy amin’ny minisiteran’ny kolontsaina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2017
Actualités.Tamberin’andraikitra Tsy afa-misaraka amin’ny fahaizana lalàna

Tsy tonga saina mihitsy amin’ny maha tompon’ny fahefana feno azy ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2017
Actualités.Vono olona etsy sy eroa Efa tsy voafehy intsony

Mahavalalanina ny zava-misy eto amin’ny firenena. Mbola tany misy lalàna ve eto Madagasikara sa efa tena fanjakan-jiolahy mihitsy no mihatra sy tiana hampiharina eto ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Aprily 2017
Actualités.Mpiasan'ny minisiteran'ny vola Nanome 10 tapitrisa Ar ho an'Antsakabary

Tsy adinon’ireo mpiasan’ny minisiteran’ny fitantanam-bola sy ny tetibola ireo traboina ao Antsakabary, distrikan’i Befandriana Avaratra izay may trano ny volana martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT