• Talata 11 Aprily 2017
Actualités.Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Nampidirina hopitaly any Ihosy

Noho ny aretina tampoka nahazo azy vokatry ny harerahany noho ny dia notanterahiny tao anatiny sy ivelan’ny distrikan’i Betroka hiadidiany ka nizarany angadin’omby sy omby ary masomboly dia voatery naiditra hopitaly tao Sakaraha distrikan’Ihosy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas avy any Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Actualités.Fanakorontanana teny amin’ny Bianco “Fa taiza Ravoavy sy Florens ? ”, hoy i Alain Andriamiseza

Tsy tapitra hatreo ny resaka momba ny zava-niseho teny amin’ny Bianco Ambohibao ny herinandro lasa teo, izay nisian’ny herisetra sy ny fikomiana nentina nitakiana ny famoahana an’i Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Actualités.Kenianina mampiahiahy Naverina nody any an-tanindrazany

Lehilahy iray, teratany Kenianina no nosamborina tao amina hotely iray eny Tsaralalana, omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Actualités.Harona plastika mihoatra ny 50 microns Niakatra avo roa heny ny vidiny

Misedra olana tanteraka ireo mpivarotra harona plastika eto an-drenivohitra amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aprily 2017
Actualités.Vahoakan’Antsirinala Manohitra ny fananganana “Pylône” ao an-tanàna

Nampisavorovoro ny mponina ao amin'ny fokontany Antsirinala, kaominina Ambohibary, distrikan'i Moramanga ny fisian’ny tetikasa fananganana andrimby na “pylône” ao an-tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Aprily 2017
Actualités.Hentitra ny BIANCO "Tsy hihemotra izahay !"

Nafana ny toe-draharaha teny amin'ny Villa La Piscine omaly. Siotsioka sy kiririoka ny tao ivelany nahitana ireo andian'olona mitaky ny hamoahana an-dRamatoa Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny
FTT