• Alarobia 12 Aprily 2017
Actualités.CAPSAT Soanierana Nahazo fotodrafitrasa vaovao

Nasiam-panavaozana ny fotodrafitrasa eny amin’ny tobin’ny foloalindahy eny amin’ny Soanierana (CAPSAT), dia ny lalana sy ny toerana malalaka fanaovana “Rassemblement”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2017
Actualités.Fanafihana Masera tany Antsirabe Olona 30 no natolotra ny fampanoavana

Nifarana vonjimaika omaly talata ny fanadihadiana ireo andian’olona voalaza ho nanafika sy ny nandroba ary nanolana relijiozy tao Antsahatanteraka Antsirabe faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2017
Actualités.Easy Park eny Antaninarenina Manomboka sosotra ireo tompona fiara

Velon-taraina ny amin’ny fomba fiasan’ny Easy Park tanteraka ireo tompona fiara mampiasa parking eny amin’iny faritra Antaninarenina iny amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2017
Actualités.“Kidnapping” isaky ny mihetsika Mampiaka-peo ny Karana

Tovolahy iray, zanaka teratany karana antsoina hoe : Firoze Nourbhay,16 taona , no nisy naka an-keriny omaly maraina tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany raha handeha haka bus scolaire hamonjy ny fianarany eny amin’ny lycée Français Ambatobe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aprily 2017
Actualités.Hentitra ny Sendikan’ny Mpitsara “Fitsoahana efa nomanina ny an’i Claudine A&C”

Omaly alatsinainy 10 aprily tamin’ny 3 ora maraina sy 30 minitra, raha ny fanazavan’ny tale misahana ny toeram-pitsaboana (directeur d’établissement) ao amin’ny hopitaly CHU-JRA Ampefiloha,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aprily 2017
Actualités.Tonia mpampanoa lalàna ambony « Namoahana IST miisa 2 i Claudine A&C »

Sanganehana ny tonian’ny mpampanoa lalàna ambony (Procureur général) Randrianasolo Jacques naneho ny heviny manoloana ny fivoahan’i Claudine Razaimamonjy any ivelany omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT