• Alarobia 19 Aprily 2017
Actualités.Mpangalatra jiro sy rano Tsy maintsy ho saziana

Fampitam-baovao navoakan’ny Jirama farany ny vokatry ny fidinana ifotony notontosain’ireo mpiasa mpanara-maso mpitsirika ny fanjifana herinaratra sy rano eny anivon’ny fiarahamonina Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aprily 2017
Actualités.Rivodoza Enawo Nahery indrindra tao anatin’ny 13 taona

Maherin’ny 450 tapitrisa dolara ny tentim-bidim-pahasimbana nateraky ny rivodoza Enawo, izay nandalo teto amintsika farany teo, raha ny tombana savaranonando navoakan’ny banky iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aprily 2017
Actualités.Fetin’ny Paska 2017 Tafakatra 12 ny maty

Tafakatra 12 ny isan’ireo olona namoy ny ainy manerana ny Nosy nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Paska lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aprily 2017
Actualités.Fotsialanana Soanierana Ivongo Atahorana ny fifamonoan’ny mponina

Nampisahotaka an’i Soanierana Ivongo manontolo ny namonoan’ny tompona lavanila nahatratra ambodiomby mpangalatra lavanila maitso teo amin’ny taniny ny 7 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2017
Actualités.Raharaha Claudine Razaimamonjy Manambany ny rafi-pitsaboana Malagasy

Fantatry ny fitondrana ankehitriny, hoy ny filohan’ny fikambanana politika Asandratro ny tanindrazako, Andrianina Rajoharison, fa ahiana tsy ho lany intsony izy ireo amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aprily 2017
Actualités.Ambositra Mpiadina ho zandary roa maty

Andro ratsy tao amin’ny sekolin’ny zandarimaria Ambositra ny zoma 14 aprily 2017. Mpiadina ho zandary roalahy nindaosin’ny fahafatesana tamin’io andro io, rehefa niatrika adina taranja hazakazaka.

Hamaky ny tohiny
FTT