• Sabotsy 22 Aprily 2017
Actualités.FIROZE NOURBHAY Efa hita

Tafaverina soa aman-tsara teo anilan’ny fianakaviany ny alakamisy 20 aprily tamin’ny 8 ora alina i Firoze Nourbhay, ilay zanaka karana nisy naka an-keriny teo am-pakana bus scolaire.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aprily 2017
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy nanome alalana fanorenana eny Andohatapenaka

Nandiso ny filazan’ny minisi-panjakana misahana ny tetikasan’ny filohan’ny Repoblika Narson Rafidimanana ny lefitra voalohan’ny Ben’ny tanàna Antananarivo Renivohitra Julien Andriamorasata omaly teny Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aprily 2017
Actualités.Nivo Ratiarison “Tsy ampy azy ve ilay 5 taona”, hoy ny mpanao gazety nitory

Nivoaka tamin’ny fahanginany ilay mpanao gazetin’ny Madagate,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2017
Actualités.Lions Club International Miara-miasa amin’ny fitondrana mifandimby

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny hotely Carlton Anosy ny kongresy faha-3 n’ny Lions Club District 403 B2; nisolotena ny fitondram-panjakana nandritra ny lanonana ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2017
Actualités.“Gare routière” Andohatapenaka Aorina eo ambony romoromo

Napetraka omaly ny vato fototry ny toeram-piantsonan’ny fiara eny Andohatapenaka izay hivelatra amina velaran-tany 8ha, ka namonoan’ny mpitondra omby mba hanaovana joro mihitsy teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aprily 2017
Actualités.Fampandrosoana an’Antananarivo Nanao antso avo i Lalao Ravalomanana

Nanomboka omaly 19 aprily 2017 ny 10 andro fivoriana ara-potoanan’ny filankevitra monisipalin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nisantarana azy ny tatitra nataon’ny sekretera jeneraly Razafimahefa Heriniaina mikasika ny asa vitan’ny kaominina tamin’ny taona 2016.

Hamaky ny tohiny
FTT