• Sabotsy 29 Aprily 2017
Actualités.Fivorian’ny filankevitra monisipaly Maro ireo zava-dehibe notapahina

Nifarana omaly zoma 28 aprily 2017 ny fivoriana ara-potoanan’ny mpanolotsaina monisipaly eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, izay naharitra 10 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Aprily 2017
Actualités.Ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro Mpianatra 250.000 no hifaninana

Tsy tokony hiandrasana ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny intsony ny ady amin’ny fiovaovan’ny toetr’andro eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aprily 2017
Actualités.Orana artifisialy narahina havandra Namotika zavatra maro

Nanomboka ny 25 aprily ka hatramin’ny anio 28 aprily no andatsahana orana voatr’olombelona raha ny fanambaran’ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aprily 2017
Actualités.FOKONTANY ANDOHATAPENAKA III Trano 53 tafo no horavana

Raikitra indray ny ady tany ao amin’ny fokontany Andohatapenaka III. Trano 53 tafo no tsy maintsy horavana ao anatin’ny fotoana fohy, raha araka ny fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aprily 2017
Actualités.Ranon’orana mikija Potika ny 80%-n’ny fambolena ao Ambohimalaza

Nisedra olana tanteraka ny kaominina Ambohimalaza nandritra ilay ora-nikija niseho afak’omaly alina teto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aprily 2017
Actualités.Masera miasa any Ilakaka Mitaraina amin’ny fandrahonana mahazo azy

Efa nilaza tamin’ny fanehoan-kevitra nataoko hatramin’izay aho, fa misy ampahan’andraikitra lehibe avy amin’ny mpitantana ifotony (autorités locales) eny anivon’ny faritra tsirairay eto Madagasikara ny tsy fandehanan-javatra eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
FTT