• Talata 09 Mey 2017
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nidoboka any am-ponja i Cello

Naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjaben’i Ihosy ny mpanao gazetin’ny Radio Jupiter any Ilalaka, Fernand Cello taorian’ny nitondrana azy tao amin’ny fitsarana tao Ihosy, omaly misandratr’andro. Mpitandro ny filaminana tsy latsaky ny 20 isa no nitondra azy tao amin’ny fitsarana, ary vory ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2017
Actualités.Rakotoamboa Jean Louis « Mila saziana ireo nanao tantely afa-drakotra… »

Isaorana ny Bianco sy ny sendikan’ny mpitsara, hoy ny filoha nasionalin’ny antoko Teza, Rakotoamboa Jean Louis, tamin’ny ezaka efa vitan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2017
Actualités.Fitokanana paompin-drano tsy tontosa Tezitra Raojanarimampianina

Ny loharanon’i Mangarangarana no notarihina hamatsiana ny kaominina Tanambe. Fokotany dimy izay misy mponina 22 000 no heverina fa hisitraka io rano fisotro madio io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2017
Actualités.Korontana eto amin’ny firenena Ny Franc maçon no fositra, hoy i James Ratsima

Mikorontana tanteraka ny raharaham-pirenena ankehitriny, hoy ny filohan’ny antoko Asandratro ny fireneko, James Ratsima.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2017
Actualités.Fram ao Amparafaravola Mahatsiaro ataon’ny filoham-pirenena ankilabao

Voatery mikambana ny lisea sy ny CEG noho ny tsy fahampian’ny efitrano fianarana ao amin’ny kaominina Amparafaravola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2017
Actualités.Kaominina Imerintsiatosika Miroso ny asa fampandrosoana na dia tsy misy manampy aza

Miroso ny asa fampandrosoana ny tanàna ho an’ny kaominina ambanivohitra Imerintsiatosika.

Hamaky ny tohiny
FTT