• Alakamisy 18 Mey 2017
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hiara-kiasa amin’ny haino aman-jery

Na tsy avelan’ny fitondram-panjakana amin’izao fotoana hisokatra aza ny radio sy ny televizionan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) dia misy ny fiaraha-miasan’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo amin’ireo haino aman-jery tsy miankina eto an-drenivohitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Mey 2017
Actualités.Antenimieram-pirenena Miara-miasa amin’ny EISA

Niroso tamin’ny Atrikasa momba ny Vondrom-bahoaka ho an’ny Fampandrosoana izay nokarakarain’ny EISA (Ivon-toerana momba ny fifidianana aty Afrika Aostraly) ireo Solombavambahoaka ny Talata 16 mey 2017 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Mey 2017
Actualités.Filohan’ny SMM Nisava ny efitranon’i Claudine R

Nidina nanao fanamarinana teny amin’ny hopitaly HJRA Ampefiloha amin’ny maha mbola eny an-toerana na tsia an-dRazaimamonjy ny Filohan'ny Sendikan'ny Mpitsara eto Madagasikara (SMM), Faniry Ernaivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Mey 2017
Actualités.“Black eyes” any Boeny Hivelatra amin’ny tsena iraisam-pirenena

Tsy mitsahatra mitady izay hananan’ny seha-pihariana fambolena “black eyes” na lojy mainty maso fenitra sy kalitao ara-dalàna mba ahafahan’ity vokatra mampalaza ny faritr’i Boeny ity hifaninana eo amin’ny tsena iraisam-pirenena ny tompon’andraiki-panjakana sy ireo mpisehatra isan-tsokajiny any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Mey 2017
Actualités.Loholona Randriamihaingo Berthin Tokony hapetraka ny taranja fahaiza-miaina

Mitaky ny hametrahana ny taranja fahaiza-miaina any an-tsekoly ny antenimierandoholona tamin’ny alalan’ny loholona avy amin’ny HVM Randriamihaingo Berthin ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Mey 2017
Actualités.Fisolokiana avo lenta Migadra 5 taona ilay mpiasan’ny DGGFPE

Tsy nandefitra mihitsy ny tale jeneralin’ny DGGFPE na ny « Gestion Financière du Personnel de l’Etat », Ihanta Sahondra eo amin’ny tsy fanarahan-dalàna miseho eo amin’ny rafitra tantanany.

Hamaky ny tohiny
FTT