• Zoma 19 Mey 2017
Actualités.Banky foiben’i Madagasikara Misy volabe avoaka an-tsokosoko ?

Misy tranga mampiahiahy ao amin’ny banky foiben’i Madagasikara Antaninarenina amin’izao fotoana. Raha ny loharanom-baovao iray dia re fa misy vola be avoaka mangingina avy ao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2017
Actualités.Mpiasan’ny CUA Halamina ny fisotroan-dronono

Notanterahina teny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely omaly zoma 18 mey 2017 maraina ny fihaonana teo amin’ny talen’ny sampandraharaha misahana ny mpiasa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2017
Actualités.Volana, mararin’ny voa Mila fanampiana maika

Tsy mifidy taona intsony ny aretin’ny voa eto amintsika. Ny fanaovana transplantation any Inde ihany no hany vahaolana tokana ho an’ireo marary maniry ny hiaina maharitra eto an-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2017
Actualités.ECCOVA Nahavita ny fanadinana ara-panjakana ny mpianatra

Toy ny fanaony isan-taona dia nahavita ny fanadinana ara-panjakana andiany faharoa tamin’ity taona 2017 ireo mpianatra eo anivon’ny Ecole de Coupe et Couture Volana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Mey 2017
Actualités.Raharaha Claudine A&C Mifampiahiahy ny samy mpitsara

Tsy mazava intsony izay hiafaran’ny raharaha Claudine Razaimamonjy fa toa nafana am-boalohany ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Mey 2017
Actualités.Mpanao gazety tsy manaja ny etika Handraisana fepetra, hoy ny minisitra

Namoaka fanambarana omaly ny minisitry ny serasera sy ny fifandraisam-davitra, Harry Laurent Rahajason, fa ho hentintra manomboka izao ny fanaraha-maso ny fanajana ny etika sy deontolojian’ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny
FTT