• Sabotsy 03 Jona 2017
Actualités.Didim-pitsarana Tsy maintsy tanterahana, hoy ny lehiben’ny zandary

Manoloana ny vaovao niely izay nanambara fa manomboko mihoa-pefy ka tsy manaraka ny voalazan’ny didim-pitsarana intsony ny tomponandraikitra sasantsasany eo anivon’ny zandarimaria dia nanambara izy ireo omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Jona 2017
Actualités.YALI Madagascar sy ny Green Kool Hanatanteraka asa fanadiovana faobe eto an-drenivohitra

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tontolo iainana dia hanatanteraka asa fanadiovana faobe eto an-drenivohitra ny fikambanana YALI Madagascar sy ny Green Kool ny Sabotsy 10 Jona ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2017
Actualités.Fahafehezana ny vidim-piainana Mandainga ny fanjakana, hoy i Tabera R

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny tatitry ny praiminisitra izay natao ny alarobia teo mikasika ilay filazana fa niakatra 4,2% ny harin-karena sy ny hoe voafehy ao anatin’ny 6,7% ny fidangan’ny vidim-piainana omaly ny minisitra teo aloha, Tabera Randriamanantsoa, raha naira-nitaky tamin’ireo namany ny hisian’ny mari-karama tokana amin’izay fa tsy ho boriboriana amina isan-jato lava izao intsony tetsy amin’ny Colbert Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2017
Actualités.Mpitsara sy mpiambina fonja Vaky tanteraka ny ady

Vaky ny adin’ny mpitsara sy ny mpandraharahan’ny fonja noho ny zava-niseho tany Manakara ny Alarobia 31 jona teo. Araka ny tatitra azonay avy amin’ny namanay any Manakara dia nisy voafonja tao Manakara ny 2 volana izay ary tratra, ka nahitsin’ny mpandraharahan’ny fonja tamin’ny fampidirana “cellule”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2017
Actualités.Mari-karaman’ny mpiasam-panjakana Tonga ny fotoana hanitsiana azy, hoy ny CTM-SSM

Namoaka fanambarana omaly ry zareo mpiasam-panjakana mivondrona eo anivon’ilay antsoina hoe CTM-SSM Randrambaon’ny sendika fa efa tokony heverina amin’izay ny hanitsiana ny mari-karaman’ireo mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Jona 2017
Actualités.ADEMA Nahazo fiarabe mpamono afo vaovao

Nahazo fiarabe mpamono afo vaovao voina vaovao iadiana amin’ny fahamaizana mety hitranga eny amin’ny seranam-piaramanidina ny orinasa ADEMA eny Ivato.

Hamaky ny tohiny
FTT