• Alakamisy 08 Jona 2017
Actualités.Fitakiana sendikaly Lasa tolona tandrametaka

Maivana sy tsy maharesy lahatra intsony ny resaka tolona sendikaly eto amintsika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Actualités.Seraseran’ny samy kandida Hanjakan-dRavalomanana

Efa 13 taona izao no nisian’ny tambajotran-tserasera “facebook”, noforonin’ilay teratany Amerikanina Mark Zuckerberg, izay mitana ny laharana faha-5 amin’ireo mpanefoefo amin’ny vola dolara amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Actualités.Raharaha Alain Ramaroson Nahemotra indray ny fitsarana

Nahemotra ho amin’ny 20 jona izao indray ny fitsarana an’i Alain Ramaroson izay niakatra teny amin’ny fitsarana Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Actualités.Randrianasolo Nicolas Mila hafindra toerana ny « Chef de groupement » any Betroka

Mila voatsiary amin’ny fiampangana ny foko zafindravala any an-toerana ho mpangalatra izay tena fampiadiana foko, ny “chef de groupement” an’ny zandary any Betroka, hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Actualités.Ambohimanambola Nirehitra ny Jirama

Nirehitra ny toby famokarana herinaratra eny Ambohimanambola, tao amin’ny “cellule disjoncteur” an’ny orinasa Aggreko omaly maraina tokony ho tamin’ny 7 ora sy fahefany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jona 2017
Actualités.Tontolon’ny fitsarana Hitokona ny mpiraki-draharaha

Tohin’ilay fanambarana mikasika ny amin’ny tsy tokony hanaovana tsinontsinona ireo mpiraki-draharaha manatanteraka ny asany sy ny tsy fanekena ny fitsabahana amin’izany

Hamaky ny tohiny
FTT